|
|
|
|

Teny iditra1  fikoinkoinana
Fototeny  2 koinkoina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitarainana, ferinaina amin' ny tsy rariny na ny fampahoriana mihatra; fikafarana; fimoimoizana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Le murmure, le grognement, les plaintes [1.3#348]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12