|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikomiana |
| Fototeny | 2 komy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Firaisan-tetika mba hanongana ny fahefana misy, mba handrombaka ny fahefam-panjakana; fiodinana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a rebellion
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 rébellion, révolte
[1.8] |
| Voambolana | 7 Pôlitika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|