|
|
|
|

Teny iditra1  fikorianana
Fototeny  2 koriana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fandehanan' ny rano midina moramora, fandehanana tsara, fisosana ho azy; fitenenana misononoka tsy miambatrambatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12