|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fikovilavila |
| Fototeny | 2 kovilavila |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mikovilavila, izany hoe miolikolika, tsy mandeha mahitsy fa manketsy mankeroa
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 La manière de se balancer.
[1.3#366] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|