|
|
|
|

Teny iditra1  filalaovana
Fototeny  2 lalao
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 play; the object or victim of play or amusement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 jeu, amusement ; celui de qui on se joue [1.8]
Ohatra  6  Ampefy natao filalaovana no nanjary mpamandrika. [2.69#]
7  Ao amin' ny efitra filalaovana aho, rahefa tonga ianareo. [2.529#]
Voambolana  8  Kilalao
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io
Lahatsoratra  10 Randzavola: filalaovana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09