|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 filanjana |
| Fototeny | 2 lanja |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavatra voavoatra atao fitondrana olona lanjain' ny olona efadahy
5 Asa atao rehefa milanja, izany hoe mitondra ambony soroka: Toy izao no filanjana ny entana amin' ny bao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a palanquin
[1.2, 1.7] 7 a pole balanced across the shoulders for carrying. See takona. [1.2] 8 a litter for carrying the sick [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 chaise à porteurs
[1.8] |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 11 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|