|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 filatro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Angentsan-kira ataon' ny mpihira sy mpitendry zavamaneno: Be filatro koa Rangahy io rehefa mitendry angorodao
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 filatro |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 fantaisie
[1.13] |
| Tovy hevitra | 7 angetsangetsana, haitraitra |
| Fivaditsoratra | filatro, 8 filotra, 9 folitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|