|
|
|
|

Teny iditra1  filelalelana
Fototeny  2 lelalela
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famoahana lelafo miredareda; fikiakiavana mafy miantso na mihira; fahamaimaizan' ambavafo noho ny aretina na ny hanoanana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12