|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fileovana |
| Fototeny | 2 leo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitambarain-paritany eo ambany fizakana na fifehezana iray na koa fitambaran' olona na foko voafehin' ny lalàna iraisana na manaraka fomba iray: Iray fileovana ireo tanàna telo mifanakaiky ireo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a préfecture, an administrative district
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 préfecture; district administratif
[1.8] |
| Voambolana | 7 Pôlitika |
| Kamban-teny rehetra | 8 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|