|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 filofosana |
| Fototeny | 2 lofo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voninahitra nomena ny maty tamin' ireo omby novonoina
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 filofosana |
| Fototeny | 6 lofo |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Fampiasana ny hery rehetra amin'izay zavatra atao, fikelezana aina: Ny filofosany tamin'ny fianarana no nahombiazany
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|