|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 filoha |
| Fototeny | 2 loha |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana iray na firenena na antoko: Ny filohan' ny Nosy. / Noraisin' ny filohan' ny fikambanan' ny mpanao gazety izy (Mazàna ny lehiben' ny antokon-draharaha kosa na ny tompon' andraikitra amin' ny sokajin-draharaha iray, dia atao hoe Tale)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the head, the director
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 chef, directeur
[1.8] |
| Ohatra |
7 Anambaran' ny vahoaka ny hetahetam-pony ny filoha.
[2.445#]
8 Nanendry filoha vaovao isam-pianakaviana i Fohiloha. [2.508#] 9 Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no filoha lefitra. [1.320#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Filohan’ ny Repoblika |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 filaho, filoha, 15 fôhaly, 16 folahy, 17 lafiho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|