|
|
|
|

Teny iditra1  filolohavana
Fototeny  2 loloha
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitondrana zavatra eo ambony loha; fanampiana, fanohanana havana sahirankirana; fisahanana raharaha betsaka loatra [1.1]
Ohatra  5  Ny fitotoana ny vary ho koba, ny fanendasana izany ho mofo sy ny filolohavana ny vita ho eny amin' ny gara ka iverenana indroa na intelo eo, no anton-draharaha isan' andro ifanampian' izy rehetra. [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12