|
|
|
|

Teny iditra1  filôzôfia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fianarana momba ny lalan-kevitry ny sain' ny olombelona ary misahana ny fandinihana momba ny saina amam-panahy, ny fiforonan' ny zavatra misy hitan' ny maso sy ny tsy hita, ary ny mety hisy aza
4 Fomba ahazoan' ny mpandinika iray na antokon' olona iray an' ireo zavatra sahanin' ny filozofia: Filozofian' i Kant / Filozofia malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 philosophy [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 philosophie [1.13]
Ohatra  7  Ahoana kosa izany ny fandraisanao ilay filozofia vazaha hoe ny marina rehetra tsy filaza avokoa? [2.285]
Voambolana  8  Filôzôfia
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 3 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17