|
|
|
|

Teny iditra1  finengo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 karazam-borona an'ala toa domohina maitso [Tanala] [1.78]
4 Karazam-boromailala maitso [Taimoro] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a provincial name for a species of pigeon. Same as fonimaitso [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 nom d'une espèce d'oiseau, pigeon vert-bleu. (boaka, fitiliadabo). [Tankarana] [1.19]
Voambolana  7  Haibiby: vorona
Tsipelina hafa  8 finaingo
Tovy hevitra  9 boaka, fitiliadabo, fonimaitso

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12