|
|
|
|

Teny iditra1  fingafingana
Fototeny  2 fingafinga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fahasahiranana mamindra matetika
5 Enti-milaza ilay akanjo etiety mihitsy koa ka rehefa mandeha aminy voatery ho mateti-pamindra ary toa mifatopatotra ny tongotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12