|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fingana |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanjerana na fandavoana amin' ny famelezana ny tongotra
4 Tetidratsy hamelezana ny hafa 5 mahafingana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a trip up, a stroke by which a person is tripped up.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 croc-en-jambe; se dit de tout ce qui accroche le pied et fait trébucher
8 qui trébuche [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 fanangy, 11 fangina, fingana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|