|
|
|
|

Teny iditra1  finjifinjy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fangirifiriana na fihafihafiana noho ny aretina na ny fitondrana akanjo manery ny tena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a tremor, a tremulous motion of the body through fear or pain. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 trémoussement, frémissement causé par la crainte ou la douleur [1.3#171]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19