|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fino
Fototeny  2 ino
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Azo inoana [1.1]
Ohatra  5  Toa tsy fino akory ny hoe zavatra nisy teto Madagasikara izany tantaraina izany. [2.472]

Teny iditra (2/3)6  fino
Fototeny  7 ino
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Fomba entina mino [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 ce qu'il faut admettre, manière d' acquiescer [1.3]

Teny iditra (3/3)11  fino
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13 Same as kiriodanitra [Tanala] [1.2]
Voambolana  14  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  fino, 15 ... fo ny ..., fony, 16 nofy, 17 Ofnì

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27