Entry | 1 finoanoam-poana |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in English |
3 superstition [1.7] |
Explanations in French |
4 superstition [1.8, 1.5.fr#155, 1.66] |
Examples |
5 misy finoanoam-poana ny mihevitra fa ny fitoeran-tsira mivadika dia manambara loza (il y a de la superstition à croire qu'un salière renversée présage un malheur)
[1.66]
6 Ny vahoaka any India koa dia firenena mino ny tody, sahala amin' ny Malagasy, saingy efa tafiditry ny finoanoampoana marobe ny azy, ka tonga fahalemena indray aza izany ankehitriny. [1.316#70] |
Vocabulary | 7 Beliefs |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |