|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fintana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vy kely ohatra ny paingotra misy motiny atao fanjonoana trondro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a hook on a string. See farango, vintana.
[1.2] 5 a fishhook [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 hameçon
[1.3, 1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 20 Fitaovam-piasana |
| Kamban-teny rehetra | 21 tadim-pintana |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 fananty, 24 faninta, 25 fantina, fintana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|