|
|
|
|

Teny iditra1  fintino
Fototeny  2 fintina
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana fintinina [Fitanisana]
Ohatra  4  fintino tsara ity entana ity mba ho mora ny fitondrana azy [1.1]
5  fintino ny tianao holazaina fa mitarozaka loatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10