|
|
|
|

Teny iditra1  fioitra
Fototeny  2 oitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny zavatra na olona mioitra, izany hoe mipoitra na miainga, raha zavatra, ary miezaka hijoro amin' ny maha-izy azy, raha olona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 manière de se soulever, de refuser [1.3]
6 résistance [1.13]

Fivaditsoratra  7 atifiro, fioitra, 8 irifato

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12