|
|
|
|

Entry1  fiolonolonana
Part of speech  2  noun
Root  3  olonolona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fihatakatahana tsy te hiaraka amin' ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana
5  [1.13] fihatahana amin'ny besinimaro na ara-piaraha-monina na ara-pomba na ara-pifampifehezana; lamin-kevitra izay milaza fa tsy tanjona hiafarana akory ny fiaraha-monina fa natao hampivoatra sy hahasambatra ny tsirairay
Explanations in French  6  [1.13] individualisme
Vocabulary  7  Philosophy

Updated on 2025/07/29