Entry | fiomanana (omana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanaovana ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zavamitranga [1.1] | |
Explanations in English | Preparation [1.7] | |
Explanations in French | Préparation [1.8] | |
Anagrams | famoinana, famoniana, fimaonana, fiomanana |
Updated on 2023/01/05 |