|
|
|
|

Teny iditra1  fipararetra
Fototeny  2 pararetra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mipararetra, mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano an-dravina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 vibration [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12