|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fipasohana |
| Fototeny | 2 pasoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fandamana, fandambolamboana, fanindriana ny fitafiana amin' ny vy nohafanaina mba hanala ny ketronketrona aminy; fandrindrana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the act of ironing clothes; an iron
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 repassage du linge; fer à repasser
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | fipasohana, 8 fiposahana, 9 sofinapaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|