|
|
|
|

Entry1  fipitrapitra
Part of speech  2  noun
Root  3  pitrapitra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomban' ny maso mipitrapitra, izany hoe miiery amin' ny maso mampalahelohelo na mangaihay: Omeo azy re iny mofomamy iny fa efa dia tsy anerany loatra ny fipitrapitran' ny masony

Anagrams  5  fipatripatry, fipitrapitra

Updated on 2025/07/29