|
|
|
|

Entry1  fipoahana
Part of speech  2  noun
Root  3  poaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Famoahana feo mafy tampoka mirefotra: Nanaitra ahy ny fipoahan' ny basinao
Fahavakisana miparitaka tampoka: Tonga hatrany amin' ny 30 m ny fipoahan' ny vato
Fiposahan' ny masoandro (na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona): Andraso ny fipoahan' ny masoandro indray raha ta haka sary ianao
Fisehoan-javatra tampoka: Tsy aisy tsy taitra tamin' ny fipoahan' ny ady farany iny
Fisiana mibontsina miseho, fiempahana: Ny fipoahan' ny hoditra may
Explanations in French  5  [1.13] explosion, détonation
Vocabulary  6  Sound

Anagrams  7  fiapohana, fipaohana, fipoahana

Updated on 2025/07/29