Entry | 1 firafitra |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 rafitra |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Fomban' ny zavatra mirafitra, miraikitra, miady |
Explanations in French |
14 [1.13] organisation, structure, texture |
Examples |
15 [2.445#] Mitovy firafitra amin' i-reny fitaovana ahodin' ny kodiaran' ny bisikileta ireny ka mampirehitra ilay jiro keliny. 16 [4.27#] Ny fiasa, ny firafitra ary ny fahefan' io Fitsarana io dia hoferan' ny lalàna holanian' ny Antenimieran' ny Tetezamita. |
Anagrams | 17 farifitra, fifaritra, firafitra, firifatra |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |