Entry | 1 firahalahiana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 rahalahy |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fatoram-pihavanana amin' ny mpirahalahy; fihavanana, fifankatiavana |
Explanations in English |
6 [1.470] brotherhood |
Explanations in French |
7 [1.470] fraternité |
Examples |
8 [2.356#] Tsaroana fa misy marina tokoa ny firahalahiana kristiana. 9 [1.369#] Izy anefa no vavolombelon' ny firahalahiana sy mpandrafitra azy. 10 [2.472#] Sao heverinareo fa ny matoan-kevitry ny Repoblika Frantsay - Fahafahana, Fitoviana, firahalahiana -, dia natao ho anareo koa. |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |