|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  firaina
Fototeny  2 fira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Kapaina, jinjaina: Nofirain-dry zalahy andro alina tao ny varinay
5 Lazaina: Firain' ny vava izany ka mora [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be cut, to be reaped. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  firaina
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 fangoraham-po [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  14 fairina, 15 fariañy, 16 fiarina, firaina, 17 ifirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17