|
|
|
|

Teny iditra1  firaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny ilazana metaly roa samy hafa dia
4 ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify
5 ka ampiasaina ho famonosan-kanina mora simba,
6 ary ny firamainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 Lead, pewter [Malay perak, silver?] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Nom générique du plomb et de l'étain,
9 petits grains d'étain intercalés dans les tissus
10 comme ornements.
11 Fig. fausse monnaie [1.3]
12 Nom générique du plomb firamainty
13 et de l'étain firapotsy. [1.5]
Ohatra  14  firaka no nentin' ialahy, hoy i Naboto nihoraka. [2.117#]
15  Ny arindrano mirongo firaka tany aloha sy ny akanjo migalom-bolafotsy ankehitriny, i [2.346#43]
16  Izao re no bikako, izao no tarehiko : nony tanimanga aho dia notefena, nony firaka aho dia mba narendrika. [2.857#]
17  Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, pira|fira-potsy amam-pira|fira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao [2.996]
Haiendriteny 
18  Tsotra :
19  Tovonana :
Voambolana  20  Simia
Mpanahaka  21  pb, 22  sn
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  25  Fisokajiana miherina

Fivaditsoratra  26 Afrika, 27 faraky, 28 fikara, firaka, 29 kafira

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17