|
|
|
|

Teny iditra1  firarazana
Singan-teny  2 firary, 3 razana
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 toerana firariana, faniriana, fivavahana [Sihanaka] [1.78]
6 Ny zoron-trano avaratra atsinanana, izay firarian' ny razana, izany hoe fivavahan' ny razana tamin' Andriananahary fahizay na koa azo raisina hoe firariana na fivavahana tamin' ny razana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 see rary, anjoro. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17