|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firehan-kevitra |
| Singan-teny | 2 firehana, 3 hevitra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 idéologie
[1.13] |
| Voambolana | 7 Pôlitika |
| Tovy hevitra | 8 foto-kevitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|