|
|
|
|

Teny iditra1  firenena
Fototeny  2 reny
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin' ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a nation [1.2, 1.7]
6 a clan, a race, a tribe [1.2]
7 a people [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 nation [1.3, 1.8]
9 tribu, caste, peuplade, race, famille [1.3]
10 peuple [1.8]
Ohatra  11  Ary hafa firenena maro no efa henoko loa-bolana fa ny tenin' i Albert dia mihoa-danja noho ny sora-tànana sasany. [2.5]
12  Andian-javatra roa lehibe no maha-firenena ny firenena. [2.503]
Haiendriteny 
13  Tsotra :
14  Tovonana :
Voambolana  15  Pôlitika
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  18 Randzavola: firenena ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17