|
|
|
|

Teny iditra1  fireona
Fototeny  2 reona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mireondreona na manehoeho, mirohondrohona: Ny fireon' ny orga [1.1]
Tovy hevitra  5 fireondreona

Fivaditsoratra  6 fierona, fireona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12