|
|
|
|

Teny iditra1  firerarera
Fototeny  2 rerarera
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona mirerarera, izany hoe miakanjo tsizarizary, miroradroraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 état de ce qui est relâché, de celui qui est lambin [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12