|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firerarerana |
| Fototeny | 2 rerarera |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiakanjoana tsizarizary, miroradroraka; fibarerana; firefarefana (elatry ny vorona, akanja), fitavozavozana, fitaredretana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 le relâchement, la lenteur
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|