|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 firesaka |
| Fototeny | 2 resaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina miresaka: Mahatsikaiky ny firesak' io vehivavy io
5 Anton-dresaka: Ataon' ny olona firesaka io Rangahy io [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 ce dont on cause souvent, manière de causer
[1.3] |
| Ohatra |
7 Olona niakatra ningodongodona sy nitabataba firesaka tao an-tohatra no nanaitra ahy.
[2.4]
|
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|