|
|
|
|

Entry1  firiaria
Part of speech  2  noun
Root  3  riaria
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomban' ny biby na olona miriaria, izany hoe mikarenjirenjy etsỳ sy erỳ amin-kafaliana

Updated on 2024/12/11