|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  firinga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fivalanana, tay, diky
4 Garaba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a dunghill, a heap of rubbish. Foringa is used in the provinces. Used often in personal names, as Rafiringa, Rainifiringa. [1.2]
6 garbage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 rebut, ordures [1.8]
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)10  firinga
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 kisolosolo [Taimoro] [1.78]
13 kisolasola amin'ny havoana [Taisaka] [1.78]
14 tsy marin-toerana, mitongilana [Bara] [1.78]
15 fidinana (lalana); kisolosolo: Osy miteraka am-piringa ka tsy iengana ny raha fanao (osy niteraka an-tany kisolosolo ka tsy avela ny zava-panao) [Tanala] [1.78]
16 tany misolampy [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  17 pente d'un chemin, d'une colline [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (3/3)18  firinga
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 lelo [Bezanozano] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17