|
|
|
|

Teny iditra1  firohotra
Fototeny  2 rohotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiaraha-mandeha maro be, mizotra miara-be: Ny firohotry ny vahoaka nijery ireo fiarakodia nifandona [1.1]
5 fifindra-monina rodobe [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 manière d’aller en foule [1.3#543]
7 exode [1.13]
Tsipelina hafa  8 firohitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17