|
|
|
|

Teny iditra1  firongirongy
Fototeny  2 rongirongy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mirongirongy, toetran' ny olona mirongirongy, izany hoe be di-doha, mikiribiby [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12