Entry | fisadika (sadika) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Toetran' ny zavatra misadika na mihodidina ny valahana toy ny salaka: Sarotra ny fiterahan' ilay vehivavy noho ny fisadikan' ny tadim-poitran' ilay zaza nanodidina ny vatany [1.1] | |
Updated on 2023/01/20 |