|
|
|
|

Entry1  fisahotahana
Part of speech  2  noun
Root  3  sahotaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahataitairana sy fisavoritahana, fikorontanana omban-tabataba: Ny loza nianjady, teo rahateo, fa ny fisahotahan' ny vahoaka no tsy hita holazaina

Updated on 2025/07/29