Entry | 1 fisainana |
Root | 2 saina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fieritreretana: Trano fisainana Fiheverana: Araka ny fisainan' ny maro, ny asa tanana dia ambany noho ny asa saina [1.1] |
Explanations in English |
5 thinking, reflection [1.7] |
Explanations in French |
6 la pensée, réflexion [1.8] |
Examples |
7 Ny alina, hono, mitondra fisainana, hoy i M.
[2.528#68]
8 Izao sahady dia ioriako ny fisainana azy ho tola! [2.928#] 9 I Katy toa lasa fisainana lalina ka nampanahy azy. [2.470#140] |
All compound words | 10 3 combinations of this word |
Vocabulary | 11 Philosophy |
Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
Anagrams | 13 anifisana, 14 fanisiana, 15 fisainana, 16 fisia-nana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |