|
|
|
|

Teny iditra1  fisakelika
Fototeny  2 sakelika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina misakelika, mitondra ao ambany helika: Zavatra kely ihany no fisakelika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12