|
|
|
|

Entry1  fisandrahaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Firantsandrantsanana, fisampantsampanana, fivelaran' ny rantsana betsaka: Mahafinaritra ny fisandrahaky ny ravinala
Root  4  sandrahaka

Updated on 2024/12/11