Entry | 1 fisandratra |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 sandratra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiakarana, fianihana amin' ny toerana avo, fisondrotana: Mahafinaritra ny mijery ny fisandratry ny volana eny amin' ny habakabaka Fiakarana amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Matetika ny fisandratry ny olona (ny fisandratan' ny olona) amin' ny voninahitra mahatonga azy hiavonavona |
Synonyms | 5 fisandratana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |