|
|
|
|

Teny iditra1  fisaonana
Fototeny  2 saona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alahelo na fahoriana lehibe noho ny fahafatesan-kavana
5 Mariky ny alahelo namoy havana na olona ambony eo amin' ny firenena izay heverina fa alahelovan' ny ambanilanitra: Betsaka ny zavatra nofadina nandritra ny fisaonana ny mpanjaka fahiny raha nisy mpanjaka niamboho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 mourning [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 deuil [1.8]
Ohatra  8  ary ny fisaonana dia tsy misy. [2.857#]
9  Horohoro sy fisaonana no nanjaka tao Marovato. [2.472#]
Lahatsoratra  10 Randzavola: fisaonana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  11 anofisana, 12 fanasonia, fisaonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17